Isaia 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Niakatra hitomany tany amin’ny tempoly sy tany Dibona+ izy, eny, nankany amin’ny toerana avo. Midradradradra i Moaba noho ny amin’i Nebo+ sy Medeba.+ Nosolaina+ daholo ny lohan’ny olona ao, ary noharatana daholo ny volombava. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 15:2 ip-1 193 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:2 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Isaia I, p. 193
2 Niakatra hitomany tany amin’ny tempoly sy tany Dibona+ izy, eny, nankany amin’ny toerana avo. Midradradradra i Moaba noho ny amin’i Nebo+ sy Medeba.+ Nosolaina+ daholo ny lohan’ny olona ao, ary noharatana daholo ny volombava.