Isaia 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Hahita loza ireo zanaka mafy loha”,+ hoy i Jehovah,“Dia izay manatanteraka izay kasainy hatao, fa tsy izay kasaiko hatao,+Sy manao fifanekena,* nefa tsy notarihin’ny fanahiko,Ka vao mainka mitombo ny fahotany. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 30:1 ip-1 302 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:1 Faminanian’i Isaia I, p. 302
30 “Hahita loza ireo zanaka mafy loha”,+ hoy i Jehovah,“Dia izay manatanteraka izay kasainy hatao, fa tsy izay kasaiko hatao,+Sy manao fifanekena,* nefa tsy notarihin’ny fanahiko,Ka vao mainka mitombo ny fahotany.