Isaia 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Lozan’ireo zanaka mafy loha”,+ hoy i Jehovah, “dia ireo vonona hanatanteraka fikasana nefa tsy fikasana avy amiko,+ sy mandraraka fanatitra zava-pisotro nefa tsy notarihin’ny fanahiko, ka mampitombo fahotana,+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 30:1 ip-1 302 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:1 Faminanian’i Isaia I, p. 302
30 “Lozan’ireo zanaka mafy loha”,+ hoy i Jehovah, “dia ireo vonona hanatanteraka fikasana nefa tsy fikasana avy amiko,+ sy mandraraka fanatitra zava-pisotro nefa tsy notarihin’ny fanahiko, ka mampitombo fahotana,+