Isaia 54:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa na hesorina aza ny tendrombohitra,Ary na hihozongozona aza ny havoana,Dia mbola ho tia anao sy tsy hivadika aminao aho,+Ary tsy ho rava ny fifanekem-pihavanana ataoko aminao”,+ hoy i Jehovah, Ilay mamindra fo aminao.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 54:10 ip-2 226-227 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 54:10 Faminanian’i Isaia II, p. 226-227
10 Fa na hesorina aza ny tendrombohitra,Ary na hihozongozona aza ny havoana,Dia mbola ho tia anao sy tsy hivadika aminao aho,+Ary tsy ho rava ny fifanekem-pihavanana ataoko aminao”,+ hoy i Jehovah, Ilay mamindra fo aminao.+