-
Isaia 58:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Raha manaja ny Sabata ianao ka* tsy mitady ny tombontsoanao fotsiny amin’ny androko masina,+
Ary raha toa ny Sabata ka ataonao andro tena mahafinaritra anao sy andro masin’i Jehovah ary andro omem-boninahitra,+
Ka omenao voninahitra, fa tsy mitady ny tombontsoanao fotsiny ianao sady tsy miteniteny foana,
-