Jeremia 32:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nanao famantarana sy fahagagana tany Ejipta ianao, ary mbola fantatr’olona izany hatramin’izao. Nataonao nalaza teto amin’ny Israely sy teo amin’ny olombelona àry ny anaranao,+ toy ny amin’izao andro izao.
20 Nanao famantarana sy fahagagana tany Ejipta ianao, ary mbola fantatr’olona izany hatramin’izao. Nataonao nalaza teto amin’ny Israely sy teo amin’ny olombelona àry ny anaranao,+ toy ny amin’izao andro izao.