Jeremia 32:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ianao no nanao famantarana sy fahagagana tany Ejipta mandraka androany. Nanao toy izany koa ianao teto amin’ny Israely sy teo amin’ny olona,+ mba hampahalaza ny anaranao, toy ny amin’izao andro izao.+
20 Ianao no nanao famantarana sy fahagagana tany Ejipta mandraka androany. Nanao toy izany koa ianao teto amin’ny Israely sy teo amin’ny olona,+ mba hampahalaza ny anaranao, toy ny amin’izao andro izao.+