Ezekiela 45:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ho lasa fananany any Israely io tany io. Tsy hampijaly ny vahoakako intsony ny mpiadidiko,+ ary hozarazarain’izy ireo amin’ny foko tsirairay amin’ny taranak’Israely ilay tany.’+
8 Ho lasa fananany any Israely io tany io. Tsy hampijaly ny vahoakako intsony ny mpiadidiko,+ ary hozarazarain’izy ireo amin’ny foko tsirairay amin’ny taranak’Israely ilay tany.’+