Hosea 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia hahalala an’i Jehovah isika, sady mbola hiezaka mafy hahalala azy. Tena ho avy atỳ amintsika izy, toy ny masoandro tsy maintsy hiposaka.Ho tonga izy, toy ny orana mivatravatra,Sy hoatran’ny oran-dohataona,* izay mahavonto ny tany.” Hosea Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 6:3 jd 66-67; w05 15/11 22-23; w93 15/4 17-18 Hosea Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:3 Andron’i Jehovah, p. 66-67 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2005, p. 22-2315/4/1993, p. 17-18
3 Dia hahalala an’i Jehovah isika, sady mbola hiezaka mafy hahalala azy. Tena ho avy atỳ amintsika izy, toy ny masoandro tsy maintsy hiposaka.Ho tonga izy, toy ny orana mivatravatra,Sy hoatran’ny oran-dohataona,* izay mahavonto ny tany.”