Hosea 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia hahalala an’i Jehovah isika, sady mbola hiezaka hahalala azy.+ Tsy miovaova+ toy ny fiposahan’ny maraina+ ny fahatongavany. Ary ho toy ny firotsahan’ny orana be dia be ny fiaviany amintsika,+ eny, toy ny oran-dohataona izay mamonto ny tany.”+ Hosea Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 6:3 jd 66-67; w05 15/11 22-23; w93 15/4 17-18 Hosea Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:3 Andron’i Jehovah, p. 66-67 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2005, p. 22-2315/4/1993, p. 17-18
3 Dia hahalala an’i Jehovah isika, sady mbola hiezaka hahalala azy.+ Tsy miovaova+ toy ny fiposahan’ny maraina+ ny fahatongavany. Ary ho toy ny firotsahan’ny orana be dia be ny fiaviany amintsika,+ eny, toy ny oran-dohataona izay mamonto ny tany.”+