Joela 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary ny fonareo rovitina,+ fa tsy ny akanjonareo,+Dia miverena amin’i Jehovah Andriamanitrareo.Fa mangoraka* sy mamindra fo izy, tsy mora tezitra,+ ary tena be fitiavana sy tsy mivadika.+Hiova hevitra* izy ka tsy handefa loza indray. Joela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 2:13 w98 1/5 15-16; w89 15/6 30 Joela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:13 Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1998, p. 15-1615/6/1989, p. 30
13 Ary ny fonareo rovitina,+ fa tsy ny akanjonareo,+Dia miverena amin’i Jehovah Andriamanitrareo.Fa mangoraka* sy mamindra fo izy, tsy mora tezitra,+ ary tena be fitiavana sy tsy mivadika.+Hiova hevitra* izy ka tsy handefa loza indray.