Amosa 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ‘Tsy nomeko orana koa ianareo, telo volana talohan’ny fijinjana.+Nandatsahako orana ny tanàna iray, fa ny iray kosa tsy nandatsahako. Nahazo orana ny saha iray,Fa ny iray kosa maina satria tsy nisy orana.
7 ‘Tsy nomeko orana koa ianareo, telo volana talohan’ny fijinjana.+Nandatsahako orana ny tanàna iray, fa ny iray kosa tsy nandatsahako. Nahazo orana ny saha iray,Fa ny iray kosa maina satria tsy nisy orana.