7 “‘Ary nahantoko tsy hilatsaka taminareo ny orana, nefa mbola nisy telo volana vao tonga ny fijinjana.+ Koa nandatsahako orana ny tanàna iray, fa tsy nandatsahako kosa ny hafa. Nilatsahan’ny orana ny sombin-tany iray, fa ny iray kosa maina+ satria tsy nandatsahako orana.