Hagay 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Efa misy voa ve ao amin’ny trano fitehirizam-bokatra?*+ Ary mbola tsy mamoa ihany ve ny voaloboka sy ny aviavy sy ny ampongabendanitra ary ny oliva? Hitahy anareo anefa aho manomboka androany.’”+ Hagay Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 2:19 w06 15/4 26-27 Hagay Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:19 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/2006, p. 26-27
19 Efa misy voa ve ao amin’ny trano fitehirizam-bokatra?*+ Ary mbola tsy mamoa ihany ve ny voaloboka sy ny aviavy sy ny ampongabendanitra ary ny oliva? Hitahy anareo anefa aho manomboka androany.’”+