Hagay 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mbola misy voa ve ao an-davaka fitehirizam-bokatra?+ Ary mbola tsy mamoa ve ny voaloboka sy ny aviavy sy ny ampongabendanitra ary ny oliva? Manomboka anio, dia handrotsaka fitahiana aho.’”+ Hagay Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 2:19 w06 15/4 26-27 Hagay Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:19 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/2006, p. 26-27
19 Mbola misy voa ve ao an-davaka fitehirizam-bokatra?+ Ary mbola tsy mamoa ve ny voaloboka sy ny aviavy sy ny ampongabendanitra ary ny oliva? Manomboka anio, dia handrotsaka fitahiana aho.’”+