4 “Ho avy ilay andro mandoro hoatran’ny lafaoro.+ Amin’izay dia ho lasa hoatran’ny vodivary daholo izay sahisahy ratsy sy mpanao ratsy. Handevona azy ireo ilay andro ho avy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ka tsy hisy hiangana na ny fakany na ny sampany.