Lioka 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary menatra daholo ny mpanohitra azy rehefa nilaza an’izany izy. Fa faly kosa ny vahoaka manontolo noho ny zavatra mahagaga rehetra nataon’i Jesosy.+
17 Ary menatra daholo ny mpanohitra azy rehefa nilaza an’izany izy. Fa faly kosa ny vahoaka manontolo noho ny zavatra mahagaga rehetra nataon’i Jesosy.+