Lioka 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary menatra daholo ny mpanohitra azy+ noho ny nilazany izany. Fa ravoravo kosa ny vahoaka rehetra noho ny zavatra malaza rehetra nataon’i Jesosy.+
17 Ary menatra daholo ny mpanohitra azy+ noho ny nilazany izany. Fa ravoravo kosa ny vahoaka rehetra noho ny zavatra malaza rehetra nataon’i Jesosy.+