-
Jaona 4:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Tamin’izay no tonga ny mpianany ka gaga, satria niresaka tamin’ny vehivavy izy. Tsy nisy niteny taminy anefa hoe: “Fa misy zavatra ilainao angaha?”, na hoe: “Fa maninona ianao no miresaka aminy?”
-