26 Ny tsodranon-drainao dia ho tsara lavitra noho ireo zava-tsoa avy amin’ny tendrombohitra maharitra mandrakizay,+ sy noho ny hakanton’ny havoana maharitra hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+ Ho eo an-dohan’i Josefa foana izany, eny, ho eo an-tampon-dohan’ilay nosinganina tamin’ny rahalahiny.+