Genesisy 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy indray ny iray tamin’izy ireo: “Hiverina eto aminao aho amin’ny herintaona toy izao, ka hanan-janakalahy i Saraha vadinao.”+ Ary i Saraha nihaino teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay, izay tao andamosin-dralehilahy.
10 Ary hoy indray ny iray tamin’izy ireo: “Hiverina eto aminao aho amin’ny herintaona toy izao, ka hanan-janakalahy i Saraha vadinao.”+ Ary i Saraha nihaino teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay, izay tao andamosin-dralehilahy.