Genesisy 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy izy roa lahy tamin’i Lota: “Mbola misy havanao ve eto? Ento miala eto izay vinantolahinao sy zanakao lahy sy zanakao vavy ary izay rehetra anao eto amin’ity tanàna ity!+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 19:12 w90 1/9 16-17 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:12 Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/1990, p. 16-17
12 Dia hoy izy roa lahy tamin’i Lota: “Mbola misy havanao ve eto? Ento miala eto izay vinantolahinao sy zanakao lahy sy zanakao vavy ary izay rehetra anao eto amin’ity tanàna ity!+