5 Dia nisy nilaza tamin’ny mpanjakan’i Ejipta hoe lasa nandositra ny vahoaka. Koa avy hatrany dia niova hevitra momba ny vahoaka i Farao sy ny mpanompony,+ ka nanao hoe: “Fa inona ity nataontsika no dia nalefantsika tsy hanompo+ antsika intsony ny zanak’Israely?”