Eksodosy 38:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nanao ny tokotany izy.+ Natao tamin’ny kofehy rongony miolana tsara ny fefy lamban’ny tokotany, ho an’ny lafiny mitodika any Negeba, izany hoe mitodika mianatsimo. Zato hakiho ilay fefy.+
9 Ary nanao ny tokotany izy.+ Natao tamin’ny kofehy rongony miolana tsara ny fefy lamban’ny tokotany, ho an’ny lafiny mitodika any Negeba, izany hoe mitodika mianatsimo. Zato hakiho ilay fefy.+