Levitikosy 23:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 ankoatra ny sabatan’i Jehovah+ mbamin’ny fanomezana+ ataonareo sy ny fanatitra rehetra fanefana voady+ ary ny fanatitra an-tsitrapo+ rehetra, izay tokony homenareo an’i Jehovah.
38 ankoatra ny sabatan’i Jehovah+ mbamin’ny fanomezana+ ataonareo sy ny fanatitra rehetra fanefana voady+ ary ny fanatitra an-tsitrapo+ rehetra, izay tokony homenareo an’i Jehovah.