18 Ary ilazao ny vahoaka hoe: ‘Hamasino ho amin’ny rahampitso ny tenanareo,+ fa hihinan-kena tokoa ianareo, satria efa nitomany teo an-tsofin’i Jehovah+ hoe: “Iza no hanome anay hena hohaninay? Fa tsara erỳ ny fiainanay tany Ejipta!”+ Ary homen’i Jehovah hena tokoa ianareo, ka hihinan-kena.+