Nomery 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Maniraha olona hijery taratra ny tany Kanana, izay homeko ny zanak’Israely.+ Lehilahy iray isaky ny fokon’ireo rainy no hirahinareo, izay samy mpiadidy+ eo amin’izy ireo.”
2 “Maniraha olona hijery taratra ny tany Kanana, izay homeko ny zanak’Israely.+ Lehilahy iray isaky ny fokon’ireo rainy no hirahinareo, izay samy mpiadidy+ eo amin’izy ireo.”