Nomery 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary tonga tany an-tany efitr’i Zina+ ny zanak’Israely rehetra, tamin’ny volana voalohany. Dia nitoetra tao Kadesy+ ny vahoaka. Tao no nahafatesan’i Miriama+ sy nandevenana azy. Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:1 Tahafo ny Finoan’izy Ireo, lahatsoratra 7 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
20 Ary tonga tany an-tany efitr’i Zina+ ny zanak’Israely rehetra, tamin’ny volana voalohany. Dia nitoetra tao Kadesy+ ny vahoaka. Tao no nahafatesan’i Miriama+ sy nandevenana azy.