9 Koa tandremo sao mitsiry ao am-ponao ny hevi-dratsy+ hoe: ‘Efa akaiky ny taona fahafito, taom-panafahana.’+ Dia hanjary ho kahihitra ianao rehefa mijery ny rahalahinao mahantra,+ ka tsy hanome azy na inona na inona. Ary hitaraina amin’i Jehovah momba anao izy,+ ka ho fahotana ho anao izany.+