15 Omeo androtr’iny ihany ny karamany,+ ka aza tazonina any aminao ho tratran’ny masoandro milentika, fa tra-pahasahiranana izy ka iny no andrandrainy. Sao mantsy izy hitaraina amin’i Jehovah momba anao,+ ka ho fahotana ho anao izany.+
4 Tsy mitsahatra miantsoantso+ ny karaman’ny mpiasa nijinja ny sahanareo, dia ny karamany izay tsy omenareo.+ Efa mby any an-tsofin’i+ Jehovah Tompon’ny tafika ny antso vonjy+ ataon’ny mpijinja.