Josoa 8:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary tsy nisy tsy novakin’i Josoa ny teny rehetra nandidian’i Mosesy. Novakiny mafy izany teo anatrehan’ny fiangonan’Israely+ manontolo, sy ny vehivavy+ sy ny ankizy madinika+ ary ny vahiny+ izay niara-nandeha tamin’izy ireo. Josoa Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 8:35 w00 1/10 9-10 Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:35 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/2000, p. 9-10
35 Ary tsy nisy tsy novakin’i Josoa ny teny rehetra nandidian’i Mosesy. Novakiny mafy izany teo anatrehan’ny fiangonan’Israely+ manontolo, sy ny vehivavy+ sy ny ankizy madinika+ ary ny vahiny+ izay niara-nandeha tamin’izy ireo.