Rota 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia hoy i Boaza: “Hotahin’i Jehovah anie ianao,+ anaka! Fa tsara kokoa noho ilay tamin’ny voalohany+ izao fomba anehoanao hatsaram-panahy feno fitiavana+ izao, satria ianao tsy nanaraka ny tovolahy, na mahantra izy na manankarena. Rota Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 3:10 ia 47; w12 1/10 22 Rota Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:10 Fandalinana, Boky 2, Tahafo, p. 47 Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/2012, p. 22
10 Dia hoy i Boaza: “Hotahin’i Jehovah anie ianao,+ anaka! Fa tsara kokoa noho ilay tamin’ny voalohany+ izao fomba anehoanao hatsaram-panahy feno fitiavana+ izao, satria ianao tsy nanaraka ny tovolahy, na mahantra izy na manankarena.