-
Rota 3:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Hoy koa izy: “Ento atỳ iny akanjo ivelany eny aminao iny, ka hazòny hivelatra.” Dia nataon’i Rota izany. Koa namatra vary orza inenin’ny famarana i Boaza, ka nampilolohaviny an’i Rota. Ary lasa nankany an-tanàna i Boaza nony avy eo.
-