1 Samoela 14:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary nihazakazaka nandrombaka ny zavatra azo babo izy ireo,+ ka naka ondry sy omby ary zanak’omby, dia namono an’ireny teo amin’ny tany. Nanomboka nihinana an’ireny niaraka tamin’ny rany ny olona.+ 1 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 14:32 w94 15/4 31 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:32 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/1994, p. 31
32 Ary nihazakazaka nandrombaka ny zavatra azo babo izy ireo,+ ka naka ondry sy omby ary zanak’omby, dia namono an’ireny teo amin’ny tany. Nanomboka nihinana an’ireny niaraka tamin’ny rany ny olona.+