1 Samoela 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary mba nanala ny akanjony koa izy sady nanao hoatran’ny mpaminany teo anatrehan’i Samoela, ka nandry nitanjaka* nandritra iny andro iny sy ny alina tontolo.+ Koa izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: “Anisan’ny mpaminany koa angaha i Saoly?”+ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:24 Fandalinana, Boky 2,
24 Ary mba nanala ny akanjony koa izy sady nanao hoatran’ny mpaminany teo anatrehan’i Samoela, ka nandry nitanjaka* nandritra iny andro iny sy ny alina tontolo.+ Koa izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: “Anisan’ny mpaminany koa angaha i Saoly?”+