1 Samoela 25:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary i Davida efa niteny hoe: “Fahadisoam-panantenana tanteraka no mba setrin’ny niambenako ny zava-drehetran’ilehiny tany an-tany efitra. Tsy nisy very na iray aza izay rehetra azy.+ Ratsy anefa no avaliny ny soa nataoko.+
21 Ary i Davida efa niteny hoe: “Fahadisoam-panantenana tanteraka no mba setrin’ny niambenako ny zava-drehetran’ilehiny tany an-tany efitra. Tsy nisy very na iray aza izay rehetra azy.+ Ratsy anefa no avaliny ny soa nataoko.+