33 Dia nivadi-po ny mpanjaka ka niakatra tao amin’ilay efitra+ teo ambony vavahady, ary nitomany. Ary hoy izy teny am-pandehanana: “Ry Absaloma zanako, ry zanako, ry Absaloma zanako ô!+ Inay anie aho maty nisolo anao, ry Absaloma zanako, ry zanako ô!”+