18 Tatỳ aoriana, dia nirahin’i Rehoboama Mpanjaka i Adorama,+ izay niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana.+ Nitora-bato+ azy anefa ny Israely rehetra, ka maty izy. I Rehoboama Mpanjaka kosa tafakatra tao anaty kalesiny, ka nandositra tany Jerosalema.