2 Mpanjaka 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka ianao hanongilan-tsofina ka hihaino, Jehovah ô!+ Ahirato ny masonao,+ Jehovah ô, ka mijere, ary henoy ny teny nampitondrain’i Sankeriba mba hihantsiana+ an’ilay Andriamanitra velona.
16 Aoka ianao hanongilan-tsofina ka hihaino, Jehovah ô!+ Ahirato ny masonao,+ Jehovah ô, ka mijere, ary henoy ny teny nampitondrain’i Sankeriba mba hihantsiana+ an’ilay Andriamanitra velona.