2 Mpanjaka 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nankao amin’i Jeho ny iraka+ ka nilaza hoe: “Nentin-dry zareo ao ny lohan’ireo+ zanaky ny mpanjaka.” Koa hoy izy: “Ataovy antontany roa eo amin’ny fidirana amin’ny vavahady izany, mandra-paharainan’ny andro.”+
8 Dia nankao amin’i Jeho ny iraka+ ka nilaza hoe: “Nentin-dry zareo ao ny lohan’ireo+ zanaky ny mpanjaka.” Koa hoy izy: “Ataovy antontany roa eo amin’ny fidirana amin’ny vavahady izany, mandra-paharainan’ny andro.”+