1 Tantara 17:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa ianao Andriamanitro ô, no nampahafantatra ny mpanomponao ny fikasanao hanome taranaka ho azy.+ Izany no mahatonga ny mpanomponao hivavaka eto anatrehanao.
25 Fa ianao Andriamanitro ô, no nampahafantatra ny mpanomponao ny fikasanao hanome taranaka ho azy.+ Izany no mahatonga ny mpanomponao hivavaka eto anatrehanao.