29 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Solomona,+ na ny voalohany na ny farany, moa ve izany tsy efa voarakitra ao amin’izay nosoratan’i Natana+ mpaminany sy ny faminanian’i Ahia+ Silonita,+ ary ao amin’ny boky mirakitra ny fahitan’i Ido+ mpahita momba an’i Jeroboama+ zanak’i Nebata?+