5 Rehefa nifamory tao Jerosalema i Rehoboama sy ireo andrianan’ny Joda noho ny amin’i Sisaka, dia tonga teo amin’izy ireo i Semaia+ mpaminany ka niteny hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Ianareo efa nahafoy ahy,+ ka mba afoiko+ koa ho eo an-tanan’i Sisaka.’”