2 Tantara 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Na ny tranolain’ireo+ mpiandry ondry aza dia notafihin’izy ireo koa, ka andian’ondry maro be sy rameva+ no nobaboiny.+ Niverina tany Jerosalema izy ireo avy eo.
15 Na ny tranolain’ireo+ mpiandry ondry aza dia notafihin’izy ireo koa, ka andian’ondry maro be sy rameva+ no nobaboiny.+ Niverina tany Jerosalema izy ireo avy eo.