21 Dia boka mandra-pahafatiny i Ozia+ Mpanjaka, ka nipetraka tao amin’ny trano iray fa tsy afaka namita ny andraikiny satria boka.+ Tsy nahazo niditra tao an-tranon’i Jehovah intsony koa izy, ary i Jotama zanany no niandraikitra ny tranon’ny mpanjaka, ka nitsara ny vahoaka.