2 Tantara 29:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa novonoina+ ny omby, ary nalain’ireo mpisorona ny ra+ ka nafafiny+ teo amin’ny alitara. Novonoin’izy ireo koa ny ondrilahy+ ary nafafiny teo amin’ny alitara ny ra.+ Dia novonoiny koa ny ondrilahy kely ary nafafiny teo amin’ny alitara ny ra.
22 Koa novonoina+ ny omby, ary nalain’ireo mpisorona ny ra+ ka nafafiny+ teo amin’ny alitara. Novonoin’izy ireo koa ny ondrilahy+ ary nafafiny teo amin’ny alitara ny ra.+ Dia novonoiny koa ny ondrilahy kely ary nafafiny teo amin’ny alitara ny ra.