-
2 Tantara 29:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Farany dia hoy i Hezekia: “Nahazo fahefana ho mpisorona indray ianareo izao, mba hanao fanompoana ho an’i Jehovah.+ Koa manatòna, ka mitondrà sorona+ ary manatera sorona fisaorana+ ao an-tranon’i Jehovah.” Ary nitondra sorona sy nanatitra sorona fisaorana ny fiangonana, fa nitondra fanatitra dorana kosa izay rehetra natosiky ny fony.+
-