30 Ary nandefa iraka nankany amin’ny Israely rehetra+ sy ny Joda i Hezekia, sady nanoratra taratasy ho an’ny fokon’i Efraima+ sy Manase,+ ka nanasa azy ireo hankany an-tranon’i Jehovah+ any Jerosalema, mba hankalaza ny Paska+ ho an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.