Estera 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nalahelo mafy+ koa ny Jiosy tany amin’ny faritany+ rehetra nahatongavan’ny didin’ny mpanjaka sy ny lalàny. Koa nifady hanina+ sy nitomany ary nidradradradra izy ireo. Ary maro no natory teo ambony gony+ sy lavenona.+ Estera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:3 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/1986, p. 24
3 Nalahelo mafy+ koa ny Jiosy tany amin’ny faritany+ rehetra nahatongavan’ny didin’ny mpanjaka sy ny lalàny. Koa nifady hanina+ sy nitomany ary nidradradradra izy ireo. Ary maro no natory teo ambony gony+ sy lavenona.+