Salamo 22:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Noho ny zava-bitanao, dia hidera anao eo anivon’ny fiangonana lehibe aho.+Hanefa ny voadiko eo anatrehan’ireo matahotra azy aho.+
25 Noho ny zava-bitanao, dia hidera anao eo anivon’ny fiangonana lehibe aho.+Hanefa ny voadiko eo anatrehan’ireo matahotra azy aho.+